Mpandeaha very entana raha hiazo ny lalam-pirenena faharoa RN2

109 0

๐Ÿ“Œ Fiara avy Fenoarivo Antsinanana hoan’ny Antananarivo misy manafika entana ambony tafo ,ka teo anelanelany Antsampanana hatran’ny Antananarivo marihana fa mbola misy ireo mpangalatra miakatra ambony fiara mandeha, mila mailo ny mpamily mampitohy ny lalana RN2.

๐Ÿ“Œ Raha ny fantatra dia avy teo Antsampanana sy Moramanga no tsikaritra fa nisehoan’ny asa ratsy ,Mangataka fiaraha miasa aminareo amoron’ny lalagna RN2 ny mpiantra tompony diplรดme sy certificat maromaro aminy anaran’i DEDY Yarthino Ratsimisaraka , ka hiantso na andefa hafatra amin’ny laharana 0344228563.

 

๐Ÿ†” Nangonin’i : Brudo Raseta 
Loharanom-baovao : Delannoue Ur Dedy

Related Post

Ny Kolonely Ratsimandrava Richard

Posted by - fรฉvrier 11, 2024 0
Ratsimandrava Richard dia miaramila sy mpitondra fanjakana malagasy, teraka tamin’ ny 21 Marsa 1931 tao Mangarivotra, Antananarivo ary maty tamin’ ny 11 Febroary 1975…

๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐ˆ๐’๐‚๐Ž ๐Ž๐‚๐“๐Ž๐๐‘๐„ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘ | ๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐ซ๐ข๐š๐ซ๐ข๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ƒ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ ๐ฎ๐žฬ ๐€๐ง๐๐š๐ฌ๐ข๐›๐ž ๐•๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐…๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐ˆ๐’๐‚๐Ž ๐Ž๐‚๐“๐Ž๐๐‘๐„ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ‘ | ๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐ข๐ซ๐ข๐š๐ซ๐ข๐š ๐š๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ƒ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ ๐ฎ๐žฬ ๐€๐ง๐๐š๐ฌ๐ข๐›๐ž ๐•๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š ๐Ÿ“Œ RISCO ,ilay tovolahy maty rehefa…