Minisitra Fidiniavo Ravokatra | Hifanometanana ka hifanampy ho antokin’ny fahadiovana sy fampandrosoana.

295 0
πŸ“Œ Tonga nidina ifotiny ny minisitrin’ny rano sy fidiovana ary fahadiovana Andriamatoa Fidiniavo Ravokatra nijery izay hamahana tsikelikely ireo olana rehetra amin’ny fanariana ny fako sy ny ara-pitaovana teny Andralanitra ka anisany soso-kevitra naroso tamin’izany ny fanadiovana ireo lakandrano tsentsina amin’ny sisin’ny lalΓ na, ny hanamboarana ny lalΓ na anatin’Andralanitra ka hampisokatra ny lalana mba hanamora ny fivezivezen’ireo fiarabe ka ahazoany miasa haingana.
 
πŸ“Œ Efa miroso hatrany ny asa ho fanadiovana ny tanΓ na ka tokony samy hanaja ny tontolo manodidina amin’izay ny rehetra.
πŸ†” Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

Mandritsara | Voapetraka amin’ny toerany ny Mpampanoa lalΓ na vaovao

Posted by - juillet 7, 2024 0
(𝖡𝗂𝗇𝖺 π—π–Ύπ—…π—ˆ π—‡π—ˆ 𝖾𝗇𝗍𝗂𝗇𝗒 𝗆𝖺𝗇𝖺𝗍𝖺𝗇𝗍𝖾𝗋𝖺𝗄𝖺 𝗇𝗒 π–Ίπ—Œπ–Ίπ—‡π—’) Miompana am𝗂n`ny paikady 3 lehibe ny vinam-pitantanan`ny tonia mpampanoa lalΓ na vaovao eto Mandritsara,…

Amparafaravola, nitrangana Kidnaping

Posted by - juin 5, 2024 0
π‹π€π‡πˆπ‹π€π‹π˜ π‘πŽπ€ 𝐋𝐀𝐒𝐀𝐍’𝐍𝐘 πŒππ€ππ€πŽ πŠπˆπƒππ€πππˆππ† π“π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ‘π€ππŽ/πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππ€π‘π€π…π€π‘π€π•πŽπ‹π€ Ny alin’ny Talata 04 Jona 2024 tokony ho tamin’ny sivy ora…