Matotra ny Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM

165 0
TOAMASINA
Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM( Croissant d’Espoir Madagascar),dia Mpino silamo miisa 500 no nisitraka fanomezana omaly zoma 14 jona 2024.
👉 Hetsika ra-tsosialy,fiomanana amin’ny fiatrehana ny IDIBE ity natao ity.
👉 Tao amin’ny Gymnase Soavita no nanaovana ny fizarana fanomezana izay,natrehin’ny Ben’ny Tanana Rakotonirina NANTENAINA, ny Lefitra faharoan’ny Ben’ny Tanana Rabelonahiana Martial,ary ny Filohan’ny CEM.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

Tobim-piantsonana Andohatapenaka

Posted by - décembre 26, 2024 0
Miankina amin’ny mpamily ny 80 isanjato eny amin’ny lalana hoy ny tompon’andraikitra eo anivon’ny tobim-piantsonana Andohatapenaka Andriamatoa Fidy RANAIVOSON. Manentana…