πŒπ€ππ€πŠπ€π‘π€ | π‹π„π‡πˆπ‹π€π‡π˜ π‡πˆπ“π€ π…π€π“π˜ πŒπ€ππŽπ‹πŽπ€ππ€ 𝐍𝐘 πŠπˆπ€ππ‰π€ π…π€ππˆπŒππ€π™π€ππ€ πŠπ€ππ„π“π˜ 𝐁𝐄

271 0
Β Hatairana ny an’ny nananatrimaso raha nahita ity vatan-dehilahy iray nivalam-patra izay efa hita ho tsy niaina intsony nanoloana indrindra ny toerana filalaovana tsipy kanety be eto amin’ny HΓ΄tel de Ville Manakara .
Fantatra avy hatrany fa nisy namono ity lehilahy ity satria voatsatok’antsy teo amin’ny faritra manodidina ny fony.
Hatreto dia tsy fantatra mazava ny anton’ny namonoana izao an’ity Raim-pianakaviana ity
Tonga teny an-toerana ny Polisim-pirenena nanao fanamarinana sy nanao fanadohadihana.
ary taorian’izay dia tonga ny naka ny vatana mangatsiakan’Itpkl ny havany, avy ao Andriagna
Ho arahintsika eto ihany ny tohiny ….
Angom-baovan’i FarΓ©

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨

Posted by - avril 28, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨 (π‘΅π’‚π’π’π’Žπ’† π’•π’π’Œπ’π’•π’‚π’π’š 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏`π’π’š π’π’‚π’π’…π’‚π’“π’š π’•π’π’ƒπ’š π’π’š π’‡π’π’Œπ’π’π’π’π’π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’ƒπ’‚π’“π’Šπ’‘π’‚π’Šπ’Œπ’‚ 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂…