Mandritsara | Fay rano ny H么pitaly be

119 0

馃搶 Sahirana ny mpikarakara marary sy ireo mpitsabo ao amin’ny h么pital be eto Mandritsara noho ny tsy fisian’ny rano iasana ao amin’ny H么pital. Fahanteran’ny fotodrafitrasa mamatsy rano fisotro no olana. Siny fitahiriazana rano efa tranainy, fantsona maro koa vaky izay tsy misy fikarakarana.

馃搶 Voatery manjifa rano ivelan’ny hopitaly rehefa misy asa maika ilana rano izay ireo mpitsabo, ireo mpitondra marary kosa tsy maintsy mivatsy rano avy an-trano. Ankatoko fahavaratra izao, mihena ny fahasahiranana manjo azy ireo satria mba misy rotsak’orana ka amin’iny no manararaotra maka rano entina iasana ireo mpitsabo.

馃搶 Ilaina ny fijerena akaiky zavatra izao ho an’ny tompon’andrainitra fanojo azy fa mihatra aman’aina ny zava-misy.

馃搶 Mety hanahirana mantsy reheha misy tera-bao kanefa tsy misy ny rano.

Nangonin’i Claudio – Sofia

Related Post