Association Fagnavotro sy TMM | Hamoaka ny andiany faha 7

582 0
Association Fagnavotro sy TMM (Tanora Mandray andraikitra Miara-mandroso): Avoaka androany ireo Mpianatra miteny vahiny andiany faha 7.
 
πŸ‘‰Mikendry mandrakariva izay mahasoa ny tanora, ka miezaka manampy azy ireo amin’ny alalan’ny fampianarana teny vahiny ny Association Fagnavotro. Hatrany amin’ny taona 2017 no nijoro ny Fikambanana,ka efa in-6 izay no namoaka mpianatra.
 
Androany no avoaka ny andiany faha 7 ka tanora miisa 100 no nantohan’ Atoa FRANCK Abraham Filoham-boninahitry ny Fikambanana Fagnavotro sy TMM 501 saram-pianarana.
 
Β Β» Manatsarana ny fahaiza-manao eo ampiatrehana ny asa sy manatsara ny fifandraisana amin’ireo vahiny,ary manampy amin’ny fitadiavana asa ny fahaizana miteny vahinyΒ Β» Ka izay no antony anaovana an’ity fampianarana teny vahiny ity hoy ny Filoham-boninahitry ny Association Fagnavotro sy TMM Atoa FRANCK Abraham.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
π•πŽππ‰π„πŽ πŒπ€π‘πŽπ€ππ€πŠπŽπŒππ˜ 𝐅𝐀 π€π“π€πŽπ’𝐍𝐘 πƒπ€π‡π€π‹πŽ π“π€πŒππˆπŒ-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ…πˆππƒπ‘π€ πŒπŽππˆππ€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…

π…πšπ§πšπ§π πšπ§πš π‹πšπ›π¨π«πšπ­π¨πšπ«πš π€π«πš-𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐬𝐲 π’π’πšπ§π­π’πŸπ’π€πš 𝐚𝐨 π“π¨πšπ¦πšπ¬π’π§πš 𝐧𝐲 π…πšππ’π§π­π¬πžπ«πšπ§πšπ§πš 𝐌𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲

Posted by - octobre 25, 2025 0
π…πšπ§πšπ§π πšπ§πš π‹πšπ›π¨π«πšπ­π¨πšπ«πš π€π«πš-𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐬𝐲 π’π’πšπ§π­π’πŸπ’π€πš 𝐚𝐨 π“π¨πšπ¦πšπ¬π’π§πš 𝐧𝐲 π…πšππ’π§π­π¬πžπ«πšπ§πšπ§πš 𝐌𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 π‹πšπ›π¨π«πšπ­π¨πšπ«πš π€π«πš-𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐬𝐲 π’π’πšπ§π­π’πŸπ’π€πš 𝐚𝐨 π“π¨πšπ¦πšπ¬π’π§πš 𝐧𝐲 π…πšππ’π§π­π¬πžπ«πšπ§πšπ§πš 𝐌𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 —-…