M A D I R O V A L O
DISTRICT AMBATO-BOENY

181 0

Nigadona anio maraina eto am Kaominina madirovalo ny delegasionina mafonja notarihiny Andriamatoa Solombavambahoaka Randrianarivo Edwin ahitana any Andriamatoa Governoran’ny Faritra Boeny Mokhtar Salim Andriantomanga sy ny Procureur GΓ©nΓ©ral Mahajanga

πŸ“’ Hentitra ny Solombavambahoaka raha nandray fitenenana fa tsy andefitra aho raha maheno sy mahatratra ny Jiolahy panao ratsy ary midera manokana ny Pitandro-filaminana ny tenany fa tena miasa izy ireo .

Nisy moa ny fampiofanana an’ireo piray Dina sy KMD ary ireo Lehiben’ny Fokontany mba afahana mandrindra ny ady aminy tsy fandriampalemanana aty antoerana.

Velom-pisaorana ireo Vahoaka Ary vonona tanteraka am fampiarana n’y DINA n’y Boeny miraidia MBA ahafahana mandrindra n’y sy manamafy n’y fiadina am tsifandriapahalemana ato anatiny Kaominina ambanivoitra n’y Madirivalo.

FDM : Ambatoboeny
RABEHEVITRA

Related Post

Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

Posted by - avril 7, 2024 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ |π“πšπŸπšπ©πžπ­π«πšπ€πš 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐒π₯𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧-π€π¨πŸπ’ππ’πšπ§β€™π’ 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀 — Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50) Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana…