JIRAMA| Nidina ifotony nijery ny fandrosoan ‘ny asa teto Talata Iboaka Fianarantsoa

240 0
Tsy mora ny manao zavatra fa sady mitaky finiavana sy fotoana ary faharetana…
Ny 80 % amin’ny fanatsarana ny fotodrafitrasa ao Fianarantsoa no vita
 
▶️ Soloina ny andrinjiro (poteau en béton), ireo rehetra vita tamin’ny hazo, mitondra herinaratra 63 KV, mampitohy an’i Ranomafana sy Fianarantsoa,
 
▶️ Miisa 30 ireo « portiques » no soloina, toy izany koa ireo tariby mitondra 20 KV amin’ny Distrika miisa 8.
⭐Izao dia tafiditra amin’ny Tetikasa « Projet National de Réhabilitation Phase 1 », sy fanatanterahana ny Toromarika tontosaina ao anatin’ny 100 andro.
 
⏺️ Nidina ifotony nijery ny fandrosoan ‘ny asa teto Talata Iboaka Fianarantsoa ny teo anivon’ny DIEH Fianarantsoa sy ny solontenan’ ny JIRAMA ny 9 Janoary 2024.
Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐡𝐚𝐬𝐨𝐚 | 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤’𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝟑 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲

Posted by - janvier 8, 2024 0
𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐡𝐚𝐬𝐨𝐚 | 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤’𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝟑 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲 Tao Ianantsana Avaratra,Fkt Soatsiovana kominina Manandroy, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony.…