๐— ๐—”๐—˜๐—ฉ๐—”๐—›๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐——๐—ฌ – ๐—ฉ๐—ข๐—ž๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ง๐—”๐—•๐—œ๐—”, ๐— ๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—ข ๐—™๐—œ๐—›๐—”๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก`๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—›๐—”

164 0
Fotoana mahavokatra vokatra voatabia na tomate maintany izao. Miantoka fiharian`ny mponina ao Maevahalana moa izy ity noho ny fisian`ny velaran-tany manamorona renirano. Nikarakara festival tomate rahateo ny vahoaka ho fanomezan-danja ny vokatry ny tantsaha. Efa andiany faharoa tanterahana izao. Betsaka ny filan`ny mpamokatra eo amin`ny sehatry ny fambolena toy ny fisitrahana zezika sy teknikam-pambolena maha matihanina. Ankoatra izay, tsy mahasana toerana maro ny fanjifana ny vokatra fa mijanona anatin`ny kaominina satria mbola betsaka ireo manafatra kesiika voadabia avy ivelan`ny distrikan`i Mandritsara. Inoana fa ho velombolo ireo tantsaha raha misy koperativa manokana miahy amin`ny famokarana. Mipetraka ho ambin`asamin`ny sasany ny voly vokatra ity fa tsy tena asa maharitra.
Mety hitondra vokatsoa ny fanotronan`ny solontenam-panjakana sy ny olom-boafidy amin`ny festival Tomaty ao Maevahalana kaolinina Kalandy distrikan`i Mandritsara ity androany. Nisantarana izany ny fitonanana fotodrafitrasa fivarotana voatabia izay ao an-toerana.
๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป`๐—จ๐—ป๐—ถ ๐—ฅ๐—ฎ๐˜‡

Related Post

๐—™๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—”

Posted by - juin 16, 2025 0
๐“๐ฌ๐ฒ ๐ž๐ค๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š๐ง-๐๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ค๐š๐ฌ๐š๐ข๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š ๐š๐จ ๐๐ž๐ฅ๐จ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐“๐ฌ๐ข๐ซ๐ข๐›๐ข๐ก๐ข๐ง๐š Ny asabotsy faha 14 Jiona teo…