Nanao diabe ireo ray aman-dreny aram-panjakana eto an-tanana notarihin’Andriamatoa Solombavambahoaka CHABANI Nourdine, Sekretera Jeneraly eo anivon’ny Faritra, ny lefitry ny Distrika misolo tena ny Lehiben’ny Fileovana, ny Ben’ny Banร nan’i Tรดlagnaro, Talem-paritry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, ary koa ny avy ao aminโny BNGRC, OMC, ary ny Filohanโny FIVMPAFA, nijery ny zavamisy.
Taorianโny fidinana ifotony dia nisy ihany koa fivoriana maika niarahana taminโireo niharam-boina, nihainoana ny fitarainany sy ny filร ny, mba hahafahana mamolavola ny fomba hanampiana azy ireo.
Tsara ho marihina fa tokan-trano 6 (Zandarimaria) sy Box fivarotana miisa 28 no may ravan’ny afo tanteraka.
Ankalazaina isaky ny 15 oktobra ny ยซย Journรฉe Internationale des Femmes Ruralesย ยป (JIFR). Fotoana ahafahan’ireo vehivavy misehatra amin’ny asa fambolena sy…
Ny fampitomboana ny fotodrafitr’asa mifandraika amin’ny lafiny fandriampahalemana sy sy fampitomboana isa ny mpitandro filaminana ao an_toerana ireo no tena…
hotohin’ny vehivavy rehetra maneran-tany dia mankalaza ny andron’ny vehivavy ireo vehivavy ato amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambatolahy ato amin’ny Distrikan’ny Miandrivazo.…