๐๐€๐Š๐€๐“๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐‰๐ˆ๐‘๐€๐Œ๐€ ๐„๐“๐Ž ๐’๐€๐๐Ž๐“๐’๐˜ ๐๐€๐Œ๐„๐‡๐€๐๐€

338 0
Kaominina Sabotsy Namehana, manampy anโ€™ireo Sampandraharaha samy hafa, izay manao asa mipaka aminโ€™ny vahoaka.
Ankoatry ny fanomezana trano ampiasainโ€™ny ยซ Centre dโ€™ecoute ยปFANIRIANTSOA, ivon-toerana iray hitarainanโ€™ireo niharanโ€™ny herisetra, hanoroana hevitra azy ireo ihany koa, miampy fanomezana trano hiasana ka hizarana ny volanโ€™ireo Mpisotro ronono ety aminโ€™ny Kaominina Sabotsy Namehana sy ny manodidina, dia fantatra koa ankehitriny fa hanome efi-trano iray hoanโ€™ny Jirama ihany koa ity Kaominina ity ho ampiasaina handraisana ny saranโ€™ny jiro sy rano hoanโ€™ny vahoaka, satria araka ny efa notanterina teto dia nikatona tanteraka manomboka ny Alatsinainy 30 septambra 2024 lasa teo ny ratsamangaikanโ€™ny JIRAMA eto Sabotsy Namehana.
Azonโ€™ny Mpanjifanโ€™ny Jirama atao koa anefa ny manatitra izany eny Analamahitsy araka ny fanazavanโ€™ireo Tomponโ€™andraikitra.
Hatreto aloha dia mbola tsy nisy nipika hoe ยซ fa naninona no nakatona ity ratsa-mangaikanโ€™ny Jiro sy Rano Malagasy eto Sabotsy Namehana ity, na dia maro aza ireo tsiloan-tsofina mifamahofaho mahakasika izany ยป Ireo Tomponโ€™andraikitra izay nohatonina nangataham-panazavana koa dia ninia tsy nilaza na inona na inona, mahakasika ity fikantonana tampoka ity.
Nangonin’ Lay Mahintsy

Related Post

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatinโ€™ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
ยซ ๐ป๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ โ„Ž๐‘Žโ„Ž๐‘Ž ๐น๐พ๐‘‡ ๐‘€๐‘๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘‘๐‘–๐‘Ž ( ๐น๐พ๐‘‡ ๐‘ƒ๐‘–๐‘™๐‘œ๐‘ก๐‘’) ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜๐‘œ ๐‘Žโ„Ž๐‘œ, ๐‘ ๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘Ž ๐‘ก๐‘’๐‘ก๐‘œ ๐‘›๐‘œ ๐‘›๐‘œ ๐‘›๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘ก๐‘ ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘ฃ๐‘œ๐‘›๐‘–๐‘˜๐‘œ, ๐‘˜๐‘Ž…

๐‹๐š๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ง๐ญ๐š๐ฆ๐ฉ๐จ๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š’๐ข ๐ฏ๐š๐ค๐ข๐ง๐š๐ค๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š | ๐Œ๐ข๐ก๐š๐ซ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ก๐š๐ฌ๐ข๐ฆ๐›๐š

Posted by - janvier 16, 2024 0
๐‹๐š๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ง๐ญ๐š๐ฆ๐ฉ๐จ๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š’๐ข ๐ฏ๐š๐ค๐ข๐ง๐š๐ค๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š | ๐Œ๐ข๐ก๐š๐ซ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ก๐š๐ฌ๐ข๐ฆ๐›๐š   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,…