FONJABEN’ANTANIMORA, VOASAMBOTRA ILAY VOAFONJA NIKASA HANDOSITRA

228 0

πŸ“· MINJUS MGπŸ“·

Alahady 5 novambra 2023, tamin’ny 1 ora atoandro dia nisy voafonja iray nikasa handositra nisaoty tamboho tao amin’ny Fonjaben’Antanimora. Tsy lasa lavitra anefa dia voasambotry ny Mpandraharahan’ny fonja ary tao anatin’ny folo minitra dia niverina tamin’ny laoniny ny filaminan’ny fonja.

Voafonja efa nandositra teny amin’ny polisy izy io ary resaka halatra tsotra na « vol simpleΒ Β» no nampidirana azy teto amin’ny Fonjamben’Antanimora.

Related Post

Commune Sabotsy Namehana| Voatolotra ny Lakilen’ny FKT Tsarafara

Posted by - juillet 8, 2024 0
ππ€π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ π€πβ€™πˆ π‘π€πŒπ€π“πŽπ€ π…πˆπ‹πŽπ‡π€πβ€™ππ˜ π…πŽπŠπŽππ“π€ππ˜ 𝐍𝐘 π…π€ππ€π‹π€π‡πˆπƒπˆπβ€™ππ˜ ππˆπ‘π€πŽπŒ-ππŽπŠπŽππ“π€ππ˜ π„π“πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…πŠπ“ 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐑𝐀 Maso niara-nijery satria nibaribary tahaka ny tafika andrefan-tanana…