Fitsidiharana aram-apnajakana teto Iavoloha

202 0
Araka nifanaovan’ny Filoha roa tonta teo dia hanamafy ny fiaraha-miasa hijerena ny tombotsoa ho an’ny Madagascar.
Mifototra amin’ny resaka Angovo,ny Lalana,Ny fahaleovan-tena ara-tsakafo,ny Fampianarana,ny fahasalamana,ny ara-ekonomika indrindra fa ny fifandraisana ara-toekarena sy arabarotra.ankoatra ireo fifandraisana Ara-tantara.
Hisy araka izany ny fifanaovantsonia sahady amin’ny izay mety ho fiaraha-miasa fototraditr’asa lehibe.
Hiara- hiasa hoy ny Filoha Emmanuel Macron ireo minisim-panjakana roa Tonta afahana manatontosa ireo.
Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

M A D I R O V A L O
DISTRICT AMBATO-BOENY

Posted by - aoΓ»t 8, 2025 0
Nigadona anio maraina eto am Kaominina madirovalo ny delegasionina mafonja notarihiny Andriamatoa Solombavambahoaka Randrianarivo Edwin ahitana any Andriamatoa Governoran’ny Faritra…