Nanatanteraka varavarana misokatra fampafantarana ny fitsarana miady amin’ny fanjakana tato Menabe ny avy eo amin’ny fitsarana ady amin’ny fanjakana ho an’ny faritanin’i Toliara ka distrika 3 no nanatanterahana izany dia Morondava sy Mahabo ary Manja izany moa dia fanatanterahana ny politikan’ny fanjakana amin’ilay fitsarana manakaiky vahoaka eo koa ny tsy fisian’ny fitoriana avy aty Menabe tonga eo amin’ny fitsarana amin’ny ady amin’ny fanjakana izay azo antoka fa tsy fantatry ny olona ny andraikiny.
Ra – Pa Menabe