๐…๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š: ๐…๐ข๐ญ๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ก๐จ ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ข๐ง๐จ ๐š๐ฆ๐š๐ง-๐ฃ๐ž๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐š๐งโ€™๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š

294 0
Ho fanamafisana ny ezaka fanentanana sy fampandrosoana anโ€™i Madagasikara, dia nisy andiana fitaovana natolotra ho fanohanana ireo fantsona fifandraisana sy haino aman-jery eto aminโ€™ny firenena.
Anisanโ€™ny fitaovana noraisina androany ny solosaina avolenta, vata fahitalavitra, fakan-tsary mihetsika, ary โ€œtable de rรฉgieโ€, izay ho fanatsarana ny kalitaon’ny famokarana sy ny fandraisam-peo aminโ€™ny endrika nomerika. Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Mara Volamiranty Donna, no nandray izany taminโ€™ny fomba ofisialy.
Ireo fitaovana ireo dia vokatry ny fiaraha-miasa aminโ€™ny Fiangonanโ€™i Jesoa Kristy ho anโ€™ny Olomasinโ€™ny Andro Farany, izay nanolotra izany ho fanohanana ara-teknika sy ara-pitaovana ho an’ny haino aman-jerim-panjakana.
Ho anโ€™ny fanapariahana mivelatra sy mitovy lenta, dia hisitraka izany ireo rantsa-mangaikanโ€™ny minisitera manerana ny faritra. Nambaranโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina fa andrasana ihany koa ny fandraisana anjaranโ€™ireo haino aman-jery tsy miankina, indrindra ireo mandray anjara mavitrika aminโ€™ny sehatry ny fanabeazana, fahasalamana ary kolontsaina.
โ€œEzahina ny hanome lanja sy hanamafy ny fiaraha-miasa aminโ€™ireo haino aman-jery rehetra miara-miombonโ€™antoka aminโ€™ny fanabeazana sy fampandrosoana ara-tsaina sy ara-kolontsaina eto Madagasikara,โ€ hoy Ramatoa ๐Œ๐š๐ซ๐š ๐•๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ข๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ฒ ๐ƒ๐จ๐ง๐ง๐š nanamafy.
Nangonin ‘Lay Mahitsy
๐Ÿ“ท : MSK

Related Post

๐…๐€๐“๐’๐€๐Š๐€๐’๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€ | ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐๐˜ ๐๐ˆ๐‰๐„๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐™๐Ž๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Ž๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐’๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐Š๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐„๐“๐Ž ๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐’๐๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ย 

Posted by - aoรปt 30, 2024 0
๐…๐€๐“๐’๐€๐Š๐€๐’๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐๐€ | ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐๐˜ ๐๐ˆ๐‰๐„๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐™๐Ž๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Ž๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐’๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐Š๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐„๐“๐Ž ๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐’๐๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ Fatsakana, fantatra amin’ny anarana hoe…

ยซย ๐ƒ๐‘๐Ž๐ˆ๐“ ๐ƒ๐„ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐’๐„ ย ยป ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐’๐„๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

Posted by - fรฉvrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity ๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ity ny ๐—ฆ๐—ฒฬ๐—ป๐—ฎ๐˜…