Fikambanana AFF Boriboritany faha 2 | Nifampiarahaba nahatratra ny taona

183 0
๐๐ˆ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐“๐‘๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐“๐€๐Ž๐๐€, ๐๐ˆ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐‘๐€๐‘๐˜ ๐’๐Ž๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐˜ ๐’๐˜ ๐…๐Ž๐“๐Ž๐“๐‘๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐๐€ ๐“๐„๐“๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐๐Ž๐‘๐ˆ๐๐Ž๐‘๐ˆ๐“๐€๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐‘๐Ž๐€
๐Ÿ“Œ Ny sabotsy 27/01/2024 tolakโ€™andro no nifampiarahaba tratry ny taona, nifampirary soa hoanโ€™ny taona vaovao 2024 ny Fikambanana ANDRY SY FOTOTRA HO AN’NY FAMPANDROSOANA na ny AFF eto Boriboritany faharoa, Izay Tarihin-dRamatoa Aline RAHARIMANANA, Filohany
 
๐Ÿ“Œ Aminโ€™ny fomba Malagasy tokoa, dia misy ny solom-body akoho hoanโ€™ny Raiamandreny, ka dia nanamarika izany ny Mpikambana ho Mariky ny Fifanajana ary nirary soa hatrany mba hahavita be aminโ€™ny adidy iantsorohana.
 
๐Ÿ“Œ Tiana hatrany ny manamarika fa ny asa sosialy hoanโ€™ny mpiarabelona no tanjona fototra ijoroanโ€™ny Fikambanana hatraminโ€™izay , ary miezaka hatrany hahavita bebe kokoa ny asa efa natomboka araka ny fanazavana nomenโ€™ny Filoha Mpitarika.
 
๐Ÿ†” Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

๐Œ๐€๐๐€๐Š๐€๐‘๐€ | ๐Œ๐ˆ๐‘๐Ž๐๐†๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐Ž๐‘๐„๐๐€๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐€๐๐€๐‘๐€-๐ƒ๐€๐‹๐€๐๐€

Posted by - septembre 26, 2024 0
Tena azo atao ve sa ยซย ๐œ๐จ๐ง๐ฌ๐ญ๐ซ๐ฎ๐œ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ข๐ฅ๐ฅ๐ข๐œ๐ข๐ญ๐žย ยป ity รฉtage Kely miforona ao bazar ity? Araka ny heno mantsy dia tsy…