FIFIDIANANA BEN’NY TANANA TSY TOKONY HISY FANILIHANA NY VEHIVAVY INTSONY IZAO HOY NY KANDIDA IRMAR AO BEFASY

303 0

Na dia mbola sarotra sy tsy mahazatra antsika Gasy aza ny hoe vehivavy manao politika indrindra fa ny eny ambanivohitra dia tsy nahasakana ny kandida TSIRENGE Soafiavy Vinà izay natolotry ny IRMAR ao amin’ny kaominina ambanivohitra Befasy distrika Morondava tsy hirotsaka ho fidiana izany satria maniry ny hitondra fampandrosoana eo amin’ity kaominina nalehibe azy ity ny tenany ary nambarany mazava fa mavita lavitra noho ireo lehilahy ny vehivavy raha fampandrosoana sy fitantanana

Related Post

𝐇𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐈𝐍𝐎𝐕𝐀𝐊𝐈𝐉𝐄𝐑𝐈𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐋𝐀𝐌𝐏𝐘, 𝐈𝐎 𝐍𝐎 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐑𝐀𝐒𝐄𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐊𝐎𝐋𝐎𝐍𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀

Posted by - novembre 7, 2025 0
𝐇𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐈𝐍𝐎𝐕𝐀𝐊𝐈𝐉𝐄𝐑𝐈𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐋𝐀𝐌𝐏𝐘, 𝐈𝐎 𝐍𝐎 𝐕𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐑𝐀𝐒𝐄𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐊𝐎𝐋𝐎𝐍𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀…