FANAVAOZANA NY MPITANTANA NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY

328 0

FORT-DAUPHIN

Notanterahina teto TOLAGNARO ny fifidianana izay ho filoha vaovao hitondra ny Fiangonana Loterana Malagasy omaly faha 05 Septembre 2024 .

Ka ny Reverend Docteur RAKOTOZAFY Denis no lany indray ho filohan ny FLM mandritra ny 4 taona.

Nahazo vato 399 amin ny 522 manankery izy. Nila vato 346 izy na ny 2/3 mba ho lany kanefa nahazo mihoatra izy ka tsy nisy ny 2eme tour! Isaorana ireo ray amandreny telo nitarika ny fifidianana: President Rakoto Endor Modeste izay Filohan ny FLM teo aloha, ny Pastora Trabonjy Alison izay Vice President FLM teo aloha, ary Pastora Samoela Georges Tonian ny FLM teo aloha.

Arrone Kennedy.

Related Post

M A D I R O V A L O
DISTRICT AMBATO-BOENY

Posted by - août 8, 2025 0
Nigadona anio maraina eto am Kaominina madirovalo ny delegasionina mafonja notarihiny Andriamatoa Solombavambahoaka Randrianarivo Edwin ahitana any Andriamatoa Governoran’ny Faritra…