π Distrika mbola misy ala ny raha i Soanierana Ivongo indrandra ireo toerana izay voaaro izay tantanan’ny MNP Madagascar National Parc .
π Misy anefa ireo olona mitrandraka ala sy arena ankibony tany toy ny vatosoa , isany manimba ny ala anefa ny fitrandrahana tsy ara-dalana ka ilana ny fiarahamientany fokonolona sy ny tomponandraikitra ifoton’ny . Maro ihany koa ny vatosoa mivoaka sy tratra fa tsy hita ny iafarany .
π Ka misy ny fametrahana ireo COSAP hiara hitantsoroka amin’ny fiarovana ny ala eny ifotony. Manazava ny Lehiben’ny FILEOVANA eto Fenoarivo Atsinanana RASOLOMAMPIONONA Emmanuel
π Nangonin’i Brudo Raseta