DISITRIKA NY BENENITRA SOLOMBAVAMBAHOAKA NY BENENITRA SY IREO STAFF REHETRA

94 0

Totosa tamin’ny alahady teo ny Firahabana nahatratra taona vaovao izay natao Atao SOLOMBAVAMBAHOAKA ny Benenitra nasainy manokana koa Ireo Olobe rehetra miaraka amin’ny Lehibe Fonkotany ato Benenitra.

Niavaka Kely izy ity satria nikisaka Kely ny TanΓ na ny Benenitra ka natao tegny amoro ny Reny Rano Onilahy Natao Izao ny mba hisiany firaisakina ny rehetra araka laha teny Nataon’ Andriamatoa toa SOLOMBAVAMBAHOAKA NY BENENITRA

Nangonin’i Faralahy

Related Post

π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚

Posted by - mars 29, 2024 0
Β«Β π…πˆπ“πˆπ€π•π€π-π“π€ππˆππƒπ‘π€π™π€ππ€ 𝐍𝐎 π…πŽπ“πŽπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ππ€Β Β» π…πšπ‘πšπ­π¬π’πšπ«π¨π―πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 πŸπŸ— 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 πŸπŸ—πŸ’πŸ• 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no nitarika ny…