ANDROY : Ahiana no hisian’ny kere

200 0

 Tao anatin’ny andro maromaro izay dia mahazo vahana ny TIOMENA izay rivotra mifofofo miaraka amin’ny fasika izay manototra ny lalana sy ny fambolena ao Androy ka ahiana ny hisian’ny KERE hoy ireo mponina raha mitoy izao satria dia ho simban’ny TIOMENA avokoa ny fambolena amin’izao moa dia 1200 Ariary ny iray Kapoaka amin’ny vary raha 170.000 Ariary ny gony iray milanja 50kg, ny rano kosa dia 2000 Ariary ny zerikany 20L Koa miantso ny fitondrana foibe mba hijerena vahaolana ny hiarovana ny fambolena amin’ity tiomena ity na ihany koa hamatsiana azy ireo ny rano sy vary mora

Nangonin’i Ra Pa – Menabe

Related Post

Asa sosialy sahanin’ny Fikambanana AFF

Posted by - février 4, 2024 0
𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐒𝐘 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐎𝐑𝐈𝐁𝐎𝐑𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝟐 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 Tafiditra ao anatin’ny Asa sosialy…