CODE Menabe sy ny GOOD DEEDs | Nankalaza ny JIV

258 0

Toy ny isantaona, ny 05 déc., ho fankalazana ny JIV na journée internationale de volontariat, ny CODE Menabe sy ny GOOD DEEDs DAY ao Menabe dia nanao asa an-tsitrapo teny anivon’ny sekoly fanabeazana fototra telo teto Morondava, EPP Morondava centre, EPP Namahora nord, EPP Tanambao, izay nanetsehana ny mpianatra Ray amandreny sy ny FEFFI ary ny mpanabe teny antsekoly handray anjara amin’izany.

Ny asa natao : fanadiovana ny sekoly. Ankoatra izany, nisy ny sehatrasa play for peace. Ny play for peace dia sehatrasa eo anivon’ny GOOD DEEDS DAY hanabeazana ny ankizy mba hitondra filaminana. Ka sady milalao no beazina ho tia filaminana.

Anisany mpitondra hafatra mankany amin’ny Ray amandreny sy ny fiarahamonina ireny ankizy ireny.

Source : Nali Ravoson | Code Menabe

Related Post

𝐋𝐀𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐀𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐍𝐃𝐀𝐑𝐈𝐌𝐀𝐑𝐈𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐋𝐀𝐌𝐄𝐍𝐀 𝐈𝐋𝐀𝐘 𝐊𝐀𝐑𝐓𝐈𝐄 𝐌𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐃𝐀𝐇𝐀𝐋𝐎 « 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐒𝐎𝐀 𝐃𝐈𝐓 𝐊𝐎𝐓𝐎

Posted by - mars 24, 2025 0
𝘽𝙀𝙏𝘼𝙇𝙀𝙑𝘼𝙉𝘼 𝙎𝙔 𝘼𝙈𝘽𝘼𝙏𝙊𝙈𝘼𝙇𝘼𝙈𝘼, 𝙁𝙊𝙆𝙊𝙉𝙏𝘼𝙉𝙔 𝘼𝙉𝙄𝙎𝘼𝙉’𝙄𝙍𝙀𝙊 𝙈𝘼𝙁𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙈𝙄𝙉’𝙉𝙔 𝙃𝘼𝙇𝘼𝙏𝙍’𝙊𝙈𝘽𝙔 𝘼𝙊 𝘼𝙈𝙄𝙉’𝙉𝙔 𝙆𝘼𝙊𝙈𝙄𝙉𝙄𝙉𝘼 𝘼𝙈𝘽𝘼𝙉𝙄𝙑𝙊𝙃𝙄𝙏𝙍𝘼 𝘽𝙀𝙈𝘼𝙄𝙏𝙎𝙊, 𝘿𝙄𝙎𝙏𝙍𝙄𝙆𝘼 𝘼𝙉𝘿𝙄𝙇𝘼𝙈𝙀𝙉𝘼. Nirotsaka tany an-toerana ny Komandà…