03:55: AM mardi décembre 9, 2025
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Inona ny vaovao?
    • Fiaraha-monina
    • Fanabeazana
    • Fizahan-tany
    • Toekarena
    • Fanatanjahan-tena
    • Mozika
    • Pôlitika
  • Mahaliana anao ve?
    • Mahaliana
    • Sary indray mipika
    • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mahaliana
  • Sary indray mipika
  • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana

🌟FIFAMIN_DRAMPITATANA TEO AMIN’NY TALEM-PARITRY FAMPIANARANA TEKNIKA SY FAMPIHOFANANA ARAK’ASA MENABE

Posted by feonydemokrasia - avril 3, 2024
✅ Tontosa androany maraina tao amin’ny efitrano malalakin’ny fitaleovam_paritrin’ny teknika sy fampihofanana arak’asa tao Andabatoara,…
Read More

AMBATONDRAZAKA | IKAMBANANA FIHAVANANA MANASOA.

Posted by feonydemokrasia - mars 31, 2024
Amin’izap fetin’ny Paska izao dia nahatsiaro manokana ireo sahirana ao amin’ny Fokontany Atsimondrova, Kaominina Ambonivohitra…
Read More

Minisitra mpiahy ny faritra Menabe Haja Resampa namaly ireo fangatahan’ireo mponina sy fokotany teto Morondava

Posted by feonydemokrasia - mars 22, 2024
✅ Nandritrin’ny fandalovan’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Haja Resampa izay minisitra mpiahy ny…
Read More

TOAMASINA: Toy ny fanao isan-taona dia notanterahina omaly, ny fivoriana niarahan’ny Mpitsara  sy ny Officiers de police Judiciaire(OPJ).

Posted by feonydemokrasia - mars 21, 2024
Nitarika izany ny Lehiben’ny Fampanoavana eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Atoa Vahiny Yvi SANDRO. Fanatsaràna…
Read More

Fisolokiana miseho amin’ny Cash Point eto Mandritsara | Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania

Posted by feonydemokrasia - février 24, 2024
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐌𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐯𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐬𝐨𝐥𝐨𝐤𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐂𝐚𝐬𝐡 𝐏𝐨𝐢𝐧𝐭 ( Namory mpanao cash…
Read More

DISTRICT BELO TSIRIBIHY FIFAMPIARABA TRATRINY TAONA VAOVAO

Posted by feonydemokrasia - février 24, 2024
  Nandroany faha 24 Febroary 2024 tokoa moa ro lahy gny fifampiarabana Tratriny taona vaovao…
Read More

HO AFAKA AMIN’NY HAIZINA IREO VAHOAKA AO TSARAHASINA – BORIZINY

Posted by feonydemokrasia - février 20, 2024
Fokontany miisa 07 ao amin’ny renivohitra Kaominina ambanivohitra Tsarahasina , Disitrikan’i Port-Bergé no kendrena hisitraka…
Read More

FONJABEN’ ANTANIMORA: MIROSO AMIN’NY FIOFANANA ARAK’ASA NY VEHIVAVY.

Posted by feonydemokrasia - février 20, 2024
FONJABEN’ ANTANIMORA: MIROSO AMIN’NY FIOFANANA ARAK’ASA NY VEHIVAVY. NANOLOTRA FITAOVANA HO ENTI-MIATRIKA IZANY NY MINISITRA…
Read More

Asatagnamaro ho fisorohana ny fiakarany renirano Mahajilo an_tanana ao  Miandrivazo

Posted by feonydemokrasia - février 20, 2024
Tsy mijanona amin’ny ady amin’ny asan-dahalo,izay efa fantatsika fa mbola voafehy ankehitriny raha ny ao…
Read More

HAZAVANA HOAN’NY REHETRA | NAHAZO NY ANJARANY NY RENIVOHITR’I BETSIMISARAKA

Posted by feonydemokrasia - janvier 14, 2024
Io hariva io no nanantanterahanay avy ao amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo ary ny…
Read More

Pagination des publications

Précédent 1 … 5 6 7 Suivant

FACEBOOK

TWITTER

Tweets by Feonydemokrasia

METEO

Plus de prévisions: Previsions meteo 30 jours

Fantaro izahay !

 

Ny  Feon’ny Demokrasia Malagasy, dia  Gazety an’habaka natsangan’ny vondrona e-fandrai | ifandray, hitanterahana ny vaovao miseho eto an-tanindrazana, tsy manana firehana pôlitika, tsy manavaka atokom-pivavahana,

Fanehoan-kevitra malalaka, atao ao anatin’ny fifanajana : Demokrasia

NY TRANON-KALA

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana