Fisolokiana miseho amin’ny Cash Point eto Mandritsara | Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania

583 0

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒπšπ§π¨π¦π›π¨π€πš 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨 𝐯𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐬𝐨π₯𝐨𝐀𝐲 𝐯𝐨π₯𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 π‚πšπ¬π‘ 𝐏𝐨𝐒𝐧𝐭 ( Namory mpanao cash point ny lehiben`ny kompania)

✦Cash point telo eto Mandritsara no lasibatra fisolokiana ataon`ny olon-dratsy tato anatin`ny herinandro vitsivitsy. Maka vola be ireo mpanao ratsy ary mampiasa hery hafahafa ka voasarika ny mpitazona Cash point, afaka fotoana elaela vao mahafantatra fa zavatra hafahafa no nanjo azy sady lasa vola be.

Namory mpanao cash point eto Mandritsara ny lehiben`ny komandin`ny vondron-tombim-paritry ny Zandarimariam-pirenena Mandritsara sy Befandriana Avaratra, Samatasy Tsirimampisaina.

Misy ny paikady iraisana notapahana teto entina anatsarana ny asan`ireo manao cash point : anisan`izany ny ora tsy maintsy anakatonana ny cash point, ny fomba fanamarinana sy fandefasana vola.

Nanamafy mpandraharahara ireto teto fa vonona hiara-hiasa amin`ny zandarimaria amin`ny famongorana mpisoloky ireo.

Nangonin’i Claudio

Related Post

Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty

Posted by - novembre 23, 2024 0
π“π«πšπ§π πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 ππžπ­πšπ’π§π¨π¦π›π²: 𝐀𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐒𝐀𝐚 𝐀𝐚 𝟐 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲. Samy mbola mpianatra…