Sosialy AMBATONDRAZAKA | IKAMBANANA FIHAVANANA MANASOA. Posted on mars 31, 2024 at 7:46 pm by feonydemokrasia 499 0 Amin’izap fetin’ny Paska izao dia nahatsiaro manokana ireo sahirana ao amin’ny Fokontany Atsimondrova, Kaominina Ambonivohitra Ambatondrazaka ny fikambanana Fihavanana Manasoa ka nizarana fanampiana (paniers garnis) ho an’ireo fianakaviana sahirana miisa 100 ny Sabotsy 30 Martsa 2024. Nisaotra ireo zanak’ampelezana monina any ivelany nanampy ny fikambanana sy ireo mpikambana rehetra nanatontosa ny hetsika moa ny filoha Hery RAKOTOMANANA Nangonin’i Lova Janà
FI.VA.ZA MIANDRIVAZO NIZARA FITAOVAM-PIANARANA HO AN’NY ZANAKA ZANDARY* KAMBOTY RAY SY ZAZA SAHIRANA ARA-PIVELOMANA. Posted by feonydemokrasia - septembre 22, 2024 0 Mba ho fanamaivanana ny fikarakarana fidiran’ny mpianatra amin’izao fotoana izao, dia nisy ny ezaka nataon ny FIVAZA Miandrivazo faritra Menabe…
𝗭𝗔𝗡𝗗𝗔𝗥𝗠𝗜𝗔𝗥𝗜𝗔 𝗩𝗢𝗡𝗗𝗥𝗢𝗡𝗧𝗢𝗕𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗟𝗘𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗘𝗡𝗔𝗕𝗘 Posted by feonydemokrasia - juin 21, 2024 0 𝘕𝘰𝘵𝘰𝘵𝘰𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘢𝘯𝘺 21 𝘑𝘪𝘰𝘯𝘢 𝘵𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘬𝘪𝘢𝘯𝘫𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘮𝘱𝘦𝘯𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘔𝘰𝘳𝘰𝘯𝘥𝘢𝘷𝘢 𝘯𝘺 𝘭𝘢𝘯𝘰𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘳𝘢-𝘱𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘯𝘰𝘵𝘢𝘳𝘪𝘩𝘪𝘯𝘺 𝘬𝘢𝘰𝘮𝘢𝘯𝘥𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘻𝘢𝘯𝘥𝘢𝘳𝘪𝘮𝘢𝘳𝘪𝘢 𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘺 𝘙𝘢𝘬𝘰𝘵𝘰𝘮𝘢𝘭𝘢𝘭𝘢 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘪𝘢𝘵𝘢𝘩𝘪𝘯𝘢…
Autisme Madagascar nitombo iray ireo faritra misy azy Posted by feonydemokrasia - avril 15, 2024 0 Natsangana tamin’ny 11 avril 2024 taty Morondava ny antenne faha 10 ny fikambanana Autisme Madagascar. Tafiditra anatin’ny hetsika fankalazana ny…
𝗠𝗢𝗥𝗢𝗡𝗗𝗔𝗩𝗔𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 𝗻𝘆 𝗚𝗼𝘂𝘃𝗲𝗿𝗻𝗲𝘂𝗿-𝗻’𝗻𝘆 𝗟𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗖𝗹𝘂𝗯 𝗗𝗶𝘀𝘁𝗿𝗶𝗰𝘁 𝟰𝟭𝟳, 𝗳𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟴𝟴 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮-𝘃𝗼𝗮𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗮𝘇𝘆 Posted by Ra PA - février 15, 2026 0 Morondava, 15 Febroary 2026 Tonga eto Morondava tamin’ny 12 ora atoandro teo ny Governoran’ny 𝐋𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐂𝐥𝐮𝐛𝐬 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐜𝐭 𝟒𝟏𝟕, 𝐋𝐢𝐨𝐧…
KAOMININA ANOSY AVARATRA Posted by feonydemokrasia - décembre 26, 2023 0 20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…