12:44: PM mercredi mai 13, 2026
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Inona ny vaovao?
    • Fiaraha-monina
    • Fanabeazana
    • Fizahan-tany
    • Toekarena
    • Fanatanjahan-tena
    • Mozika
    • PΓ΄litika
  • Mahaliana anao ve?
    • Mahaliana
    • Sary indray mipika
    • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mahaliana
  • Sary indray mipika
  • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana

FARITRA MENABE TAO MIANDRIVAZO NO NANOKAFANA NY FAMBOLEN-KAZO

Posted by feonydemokrasia - janvier 27, 2024
Tao amin’ny fokotany Betalatala kaominina ambanivohitry Andranomainty distrikan’ny Miandrivazo no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny…
Read More

DREDD Atsinanana: Tratra ny tanjona tamin’ny hetsika fambolen-kazo izay natao omaly 26 janoary 2024.

Posted by feonydemokrasia - janvier 27, 2024
Zana-kazo 27 500 isa ,no novolena tamina velaran-tany 27 ha ,tanatin’ny Distrika dimy taty amin’ny…
Read More

Boriziny – Sofia [AKON’NY FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2024

Posted by feonydemokrasia - janvier 27, 2024
  Toeram-pambolena zanakazo 1 hektara no nanokafana ny taom-bolen-kazo 2024 ato amin’ny Disitrikan’i Boriziny omaly…
Read More

Toamasina: Nahatratra Mpangalatra Tuc-tuc sy mpampiasa CIN Sandoka ny Zandary

Posted by feonydemokrasia - janvier 26, 2024
  Ny Alatsinainy 22 Janoary 2024 no naharay antso avy amin’olona tsara sitra-po ny Zandary…
Read More

NIDOBOKA AM-PONJA ENY TSIAFAHY ILAY MPAMILY NAHAFATY OLONA TETSY MAHAMASINA

Posted by feonydemokrasia - janvier 24, 2024
  Naiditra am-ponja vojimaika eny Tsiafahy ilay mpamily fiara fitateram-bahoaka nandona ka nahafaty mpitondra moto…
Read More

AMPEFY : Lehilahy iray nanolana zazavavy kely 6 taona naiditra amponja etsy Tsiafahy

Posted by feonydemokrasia - janvier 24, 2024
πŸ“Œ Tsiranoka hitan’ny renin’ilay Zaza t@ kilaotiny no nahataitra ny reniny ny 15 janoary lasa…
Read More

JIRAMA MORONDAVA : TSISY MISY JIRO FA LANY SOLIKA

Posted by feonydemokrasia - janvier 24, 2024
πŸ“Œ Tapaka nanomboka androany Alarobia 24 Janoary 2024 sahabo tamin’ny 03  ora Tolak’andro teo  ny…
Read More

Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana| Miady mafy amin’ny tsy fandriam-pahalemana

Posted by feonydemokrasia - janvier 24, 2024
πŸ“Œ Toamasina: Manohy ny fanatanterahana ny paik’ady ho fametrahana ny Fandriam-pahalemana maharitra ny PΓ΄lisim-pirenena,araka ny…
Read More

𝐌𝐒π₯𝐚 𝐯𝐨𝐧𝐣𝐲 𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 π‘πšπ² 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐞𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐄𝐏𝐏 𝐌𝐒𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐫𝐒𝐯𝐨 𝐕𝐒π₯π₯𝐞

Posted by feonydemokrasia - janvier 24, 2024
π”Έπ•Ÿπ••π•£π•  𝕙𝕠 π•’π•Ÿ’π•Ÿπ•ͺ π”½π•’π•Ÿπ•’π•“π•–π•’π•«π•’π•Ÿπ•’ π•Ÿπ•ͺ π•’π•Ÿπ••π•£π•  π•’π•Ÿπ•šπ• .   Raisinay ho adidy manokana ny fanaovana izao…
Read More

Toamasina | Ady tany ao Ambalamanasy Carreaux 2

Posted by feonydemokrasia - janvier 24, 2024
OLANA ARA-TANY: Anisan’ny vaovao nahoraka ny herinandro lasa teo ny raharaha ady tany ao Ambalamanasy…
Read More

Pagination des publications

PrΓ©cΓ©dent 1 … 66 67 68 … 81 Suivant

FACEBOOK

TWITTER

Tweets by Feonydemokrasia

METEO

Plus de prΓ©visions: Previsions meteo 30 jours

Fantaro izahay !

 

NyΒ  Feon’ny Demokrasia Malagasy, diaΒ  Gazety an’habaka natsangan’ny vondrona e-fandrai | ifandray, hitanterahana ny vaovao miseho eto an-tanindrazana, tsy manana firehana pΓ΄litika, tsy manavaka atokom-pivavahana,

Fanehoan-kevitra malalaka, atao ao anatin’ny fifanajana : Demokrasia

NY TRANON-KALA

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana