Soanierana Ivongo | Tovolahy 28 taona nanola zazavavy kely 6 taona

729 0

DISTRIKAN’I SOANIERANA IVONGO : Tovolahy 28 taona nanola zazavavy kely 6 taona tao amin’ny fokontany Ambinany.

๐Ÿ“Œ Sendra tsy tao an-tokatranon ilay reniny lay zazavavy 6taona ; dia iny no fantatra fa nihidy tao antrano ilay Papakelin’ny sy Zaza vao 6 taona , Kinanjo niverin’ny tampoka ilay vehivavy ka niantso sy nandodona teo Ambaravarana ela vao namoha trano ilay Vadiny.

๐Ÿ“Œ Taitra ilay Maman’ny Zaza 6taona ka, niantso ny manodidina ary ny ireo niantso mpitandro filaminanana. Natao ny fitsapana dia voamarina fa maratra ilay Zaza 6 taona ;

๐Ÿ“Œ Ary nalefa teny amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohan’ny , Nigadra ilay lehilahy nanao Asa ratsy izay nanolan-jaza tsy ampy taona.

๐Ÿ†” Nangonin’i  Brudo Raseta

Related Post

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024 0
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny…