C.U MORONDAVA KANDIDA ZAZAH LAHARANA FAHA 5

250 0

Nilaza ny kandida ZAFERA Namaloza Ulrich dit Zazah androany nandritrin’ny antsapaka ny laharana ho an’ireo kandida fa sady vonona izy no vanona

laharana faha 5 moa no azon’ity kandida ity nandritrin’ny antsapaka ka izay no laharana entiny amin-ity fifidiana ben’ny tanana izay atao ny faha 11 décembre izao , na dia misy asa ny fanoloana ireo lehiben’ny fokotany dia matoky ny fahendren’ny mpitondra fanjakana ny tenana hoy hantrany izy

Nangonon’i RA PA

Related Post

𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀-𝐕𝐎𝐋𝐎𝐍𝐎𝐍𝐃𝐑𝐘 : 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐄𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀

Posted by - septembre 22, 2024 0
𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀-𝐕𝐎𝐋𝐎𝐍𝐎𝐍𝐃𝐑𝐘 : 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐄𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 📌 Notokanana omaly ASabotsy 21 Septambra 2024 ny CSB II vaovao eto amin’ny…