DIMY IREO KANDIDA AO AMIN’NY KAOMININA AMBANIVOHITRA BEMANONGA DISTRITRA MORONDAVA

491 0
Ho an’ny kaominina ambanivohitra Bemanonga distrika Morondava dia dimy ireo kandida nanatitra ny taratasy filatsahan-kovidiana teny amin’ny OVEC ka iray vehivavy dia :
– RAZAFIMAHATRATRA Jean Richard Oddo, natolotry ny ARB
– RALISON Joseph, Indépendant
– RATOVOSON Emmanuel, Indépendant
– LOVAMANITRA Tinamirana Ony Gloria, natolotry ny IRMAR
– NDRIVA Jean Luc, natolotry ny FIRAISAKINA
Nangonon’i RA PA

Related Post

Ny Kolonely Ratsimandrava Richard

Posted by - février 11, 2024 0
Ratsimandrava Richard dia miaramila sy mpitondra fanjakana malagasy, teraka tamin’ ny 21 Marsa 1931 tao Mangarivotra, Antananarivo ary maty tamin’ ny 11 Febroary 1975…