๐๐€๐๐Ž๐‹๐Ž๐“๐‘๐€ ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐ƒ๐‘๐„๐ ๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐‚๐‡๐‘๐‘ ๐๐€๐Œ๐€๐‡๐Ž๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Š๐Ž๐’๐ˆ๐‹๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐Ž๐๐€๐‚๐Ž

274 0

Tonga nitsidika ny ato aminโ€™ny faritra Menabe ny iraka avy aminโ€™ny Konsilinโ€™ny Monaco izay notarihin-dramatoa Adel Ramamonjisoa talenโ€™ny tetikasa konsilinโ€™ny Monaco ka nitodika manokana aminโ€™ny sehatry ny fanabeazana sy ny fahasalamana ny iraka izay nataonโ€™izy ireo taminโ€™ity ka nisy ny fanolorana fitaovana ho anโ€™ireo cisco dimy mandrafitra ny DREN Menabe ary fitaovam-panatanjahan-tena ho anireo mpianatra entina mitaiza vatana sy hiatrehana ny fanatanjahan-tena an-tsekoly an-koatrโ€™izay moa dia nisy koa ny fanolorana fitaovana entina hanampiana ny CHRR Namahora ka velom-pisaoranataminโ€™izany ireo tomponโ€™andraikitra solon-tenam-panjakana ato Menabe izay notarihinโ€™ny Prรฉfet ny Morondava ary maniry ny hitohizanyโ€™ny fiaraha-miasa hatrany .
Nangoninโ€™i RA PA

Related Post

Omby 9 maty nilatsaham-potaka

Posted by - novembre 18, 2025 0
Omby 9 maty nilatsaham-potaka omaly alatsinainy alina no tao Ankiakabe Ambohimanakana fokontany Ambinanijabahina kaominina Pont Sofia distrika Mandritsara. Tantsaha roa…

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…