BENENITRA : FAMPANDROSOANA

22 0
Antaonany maro no nijaly amin’ny fisitrahatra herinaratra ny Vahoaka eto antampotanana ny Benenitra satria dia adiny 15 monja no andeha ny jiro hatramizay.
Ho voavaha tsy ho ela izany olana izany ,hanomboka ny asa fametrahana #Parc_Solaire eto Antamimena velaran-tany 1 hekitara no hanorenana azy,vinavinaina hamokatra Angovo #140_KW ity Toby famokarana herinaratra avy aminy Masoandro ity.
Afaka hisitra herinaratra ihany koa ireo tanana manodidina refa mihodina ity Toby ity.
Ny Orin’asa LEMI tera-tany Sinoa no hanao niasa haharitra enimbolana niasa.
Ho fananjana ny fomba tany dia nisy ny famonoana omby sy ho fangataham-pitahiana ary ho fitsofandrano ireo mpiasa , tonga nanatrika izany ireo Solotempanjakana sy ireo Olobe antana eto Benenitra.
Nangonin’i SONNY

Related Post

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
𝐕𝐎𝐍𝐉𝐄𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐀𝐍𝐀𝐊𝐎𝐌𝐁𝐘 𝐅𝐀 𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐀𝐇𝐀𝐋𝐎 𝐓𝐀𝐌𝐏𝐈𝐌-𝐁𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐅𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…