BAREA CHAN | NIAINGA TAO O.R .TAMBO INTERNATIONAL AÉROPORT JOHANNESBURG

251 0

Fanatajahan- tena : Hianga eto amny O.R .TAMBO INTERNATIONAL AÉROPORT JOHANNESBURG ny ampahany faharoa BAREA CHAN izao alina nyv25 Déc 2024 izao raha efa lasa tamin’ny maraina ny ampahany voalohany.

Efa nandresy tamn isa 2 nohon’ny O ny y Barea Chan tamin’ny  lalao mandroso natao ny 21 Déc lasa teo tao Pretoria ,amin’ny  29 Déc 2024 izo ny lalao miverina eo amin’ny  Barea Chan sy ry zareo Eswatini izay atao any amn Nosy Maurice.

Efa manana isa 2 izany ny Barea Chan raha izany ka efa tafita amin’ny dingana famaranana izany Chan Total Énergies izany ny Barea Chan de Madagascar raha ny fijery azy

Anisany tanora dia tanora ny Mpilalao Malagasy ary hita tena manana tanjaka noho ireo Eswtini raha tamin’ny iny lalao mandroso iny no tarafina  ,ireo mpilalao ao amin’ny PFL moa no tena mandrafitra izany Barea Chan izany

Alefa Barea Chan

Nangonin’i Ado ANDRY

Related Post

𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐙𝐀𝐘 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎-𝐃𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐆𝐘 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐍𝐀𝐍𝐊𝐀𝐑𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓 𝐁𝐀𝐋𝐋

Posted by - mai 27, 2025 0
𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐙𝐀𝐘 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎-𝐃𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐆𝐘 𝐕𝐀𝐊𝐈𝐍𝐀𝐍𝐊𝐀𝐑𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓 𝐁𝐀𝐋𝐋 | 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐈𝐓𝐒𝐎𝐊𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐎…