Autisme Madagascar nitombo iray ireo faritra misy azy

247 0

Natsangana tamin’ny 11 avril 2024 taty Morondava ny antenne faha 10 ny fikambanana Autisme Madagascar.
Tafiditra anatin’ny hetsika fankalazana ny volana fampahafantarana ny Autisme izany.
Nararaotina tamin’ny fandalovana ireo ekipa avy Antananarivo ihany koa ny fakana ny hevitr’ireo olona manana fahasembanana sy ireo mpisehatra izay mandray an-tanana mivantana azy ireo toy ny mpitsabo, rasazy, infirmiera sns…. mikasika ny fahafinaretana sy ny fahasalamana ara-pananahana.
Izay hetsika anatin’ ny tetik’asa M’iray, tetik’asa entin’ny fikambanana.

Ny tanjona amin’izany dia ny ahafahana mamoaka anaty fanadihadiana iray ny zava-misy hiainan’ireo olona manana fahasembanana eo amin’izay lafin’ny fahasalamana ara-pananahana izay.

Hanao Adisisika mba hafahan’ireo olona rehetra manana fahasembanana misitraka ny zony eo amin’izay tontolon’ny fahasalamana ara-pananahana izay no tanjon’ny tetikasa M’iray

Ra-Pa

Related Post

π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€

Posted by - fΓ©vrier 20, 2024 0
π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€ – 𝐍𝐒𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 π­π¨π¦π›πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞π₯πšπ›πžπ₯𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒-𝐦𝐒𝐟𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐭𝐲  …

πŸ‘‰π…πˆπ‡π€π“π‘π„π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ MIOFANA ATO MORONDAVA IREO MPIKAMBANA NY SRMV ANATIN’NY FARITRA MENABE

Posted by - mai 10, 2024 0
βœ…πŒπ’πšπ­π«π’π€πš 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π’π‘πŒπ• 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 π›π’π«πšπ¨π¦-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 πŒπžπ§πšπ›πž 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨…