Disitrikan’i Port-Bergé | Nisitraka tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana
Anisany nisitraka tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana avy tamin’ny Minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka ny vahoaka amin’ny Disitrikan’i Port-Bergé. Mavitrika, mazoto mamonjy ny toeram-pitsaboana ny mponina aty an-toerana fa indrindra sendra misy hetsika tahaka izao.…
Read More