Raharaha famonoana an’i RISCO: Nidoboka am-ponja ao Ambalatavoangy ilay Délegué an’ny Kaominina Andasibe,Vavatenina.
Raha tsiahivina ny zava-nisy,tamin’ny volana oktobra 2023,dia namoy ny ainy i RISCO rehefa nalain’io Delegué io tao amin’ny trano fonenany ka notazoniny tao amin’ny Biraon’ny Kaominina. « Voatonon-tonona ho mpiray…
Read More