KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA-FAMPANDEHANAN-DRAHARAHA ENY ANIVON’NY BORIBORITANY

468 0
 ๐Ÿ“Œ Mitohy hatrany ny asa eny anivon’ny Boriboritany rehetra eto Antananarivo Renivohitra ary mandray sy misokatra ho an’ny mponina izy ireo.
 
 ๐Ÿ“Œ Raha ny eny amin’ny Boriboritany fahaefatra manokana, dia tsy latsakin’ny 100 isanandro ny fangatahana voaray toy ny fanamarinan-tsonia na ยซย lรฉgalisationย ยป, miampy ny kopia nahaterahana sy ny hafa ihany koa.
Nisy ny fanatsarana ny fomba fiasa sy fandraisana ireo olona mikarakara taratasy eny an-toerana.
 
 ๐Ÿ“Œ Ho fanampiana ny Boriboritany dia nidina nijery ifontony ireo tompon’andraikitra ao amin’ny KAR. Nihaino ny hetahetan’ireo mpiasa isaky sampan-draharaha ary nanolotra ยซย machine a รฉcrireย ยป ho fanampiana azy ireo amin’ny fanantanterahina ny asa.
โ’ธ : CUA
 ๐Ÿ“ท : Mi Aro

Related Post

๐‘ต๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’ ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ฌ๐‘ท๐‘ท ๐‘ฉ๐’†๐’•๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’

Posted by - mars 3, 2024 0
Namaly ny hetahetan’ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra sy ireo tompon’andraikitra ao amin’ny EPP Betambako ,Zap Bejofo, Cisco Ambatondrazaka ny Solombavam-bahoaka Josรฉ…

๐—™๐—œ๐—ง๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐——๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—”

Posted by - juin 16, 2025 0
๐“๐ฌ๐ฒ ๐ž๐ค๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š๐ง-๐๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ค๐š๐ฌ๐š๐ข๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š ๐š๐จ ๐๐ž๐ฅ๐จ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐“๐ฌ๐ข๐ซ๐ข๐›๐ข๐ก๐ข๐ง๐š Ny asabotsy faha 14 Jiona teo…