Toamasina : Vehivavy mamelon-tena irery miisa 140 no nomena fiofanana manjaitra.
Natomboka ny alatsinainy 26 febroary 2024 ny fanofanana faobe amin’ny fanjairana (coupe et couture), izay karakarain’ny Minisiteran’ny Fampianarana Tekinika sy ny Fanofanana arak’asa. Nitarika ny lanonana tamin’izany ny minisitra, Ramatoa…
Read More