FORT-DAUPHIN « OMEO IZAY ANGATAHAN’ANDRIAMANITRA »

480 0

Alahady faha 2 ny amin’ny KAREMY 25 Febroary 2024. Nanatanteraka fitoampivavahana tao aminy Fonjabean’ny faradofay ny Son excellence Monseigneur Luc Olivier RAZIFITSIALONINA ary ny Taleparitra ny fandrarana ny fonja aty amin’ny Faritra Anôsy RAZAFIMAMONJY Dave Adolphe .

Izay notronon’ireo olom-panjakana maro toy ny filohan’ny fitsara sy ireo mpiaradia aminy taza tao ihany koa ny Bean’ny tanana sy ny SG ny Faritra Anôsy velom-bolo tanteraka ireto voafonja ireto satria sambany tamin’ny tantara no nisy Monseigneur nitarika sorona masina Lehibe tahakizao teto amin’ny fonjabean’ny Faradofay.

Arrone Kennedy.

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐕𝐨𝐯𝐨-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦𝐞𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐨𝐥𝐨𝐤𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚

Posted by - mars 11, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐕𝐨𝐯𝐨-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐦𝐞𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐲 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐨𝐥𝐨𝐤𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 (Tra-tehaky ny polisy lehilahy iray ity noho ny fanomezam-baovao ara-potoana) Rangahy…