feonydemokrasia

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔 𝗛𝗢 𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗠𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗥𝗔-𝗗𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗜𝗠𝗜𝗘𝗥𝗔𝗡𝗗𝗢𝗛𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔

Posted by - mars 21, 2024
✅Noho ny fangatahana fihaonana manokana tamin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona, nataon’ireo milaza ho mivondrona ao amin’ny « 𝑨𝒏𝒕𝒆𝒏𝒊𝒎𝒊𝒆𝒓𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑹𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒂𝒏-𝒅𝒓𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒓𝒂-𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒐𝒌𝒐 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 (𝑨𝑹𝑭𝑴) », dia noraisin’Andriamatoa jeneraly 𝑹𝑨𝑽𝑨𝑳𝑶𝑴𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑹𝒊𝒄𝒉𝒂𝒓𝒅 teto…
Read More

PREFECTURE TOLIARA

Posted by - mars 20, 2024
💥 Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji Masoivoho ny Japon, miasa sy monina eto Madadasikara 🔥 Io…
Read More

PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

Posted by - mars 17, 2024
𝐏𝐎𝐑𝐓-𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 | 𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐓𝐀𝐇𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐈𝐑𝐎𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐃𝐄𝐏𝐈𝐎𝐓𝐄 𝐃𝐫 𝐀𝐃𝐎𝐋𝐏𝐇𝐄 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐄𝐌𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐘. Manana zo hahafantatra ny vokatry ny fandoavan-ketra ny vahoaka, ny mandat rahateo…
Read More

𝐈 𝐀𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐞𝐯𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨

Posted by - mars 17, 2024
Natolotry ny Vovonana Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy (Firaisankina Avaradrano Ofisialy) ho Kandida ao amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano i Andriamatoa Avotraina Andriamosa, Izay fantatry ny maro amin’ny ho Maire avotra,  …
Read More