Toamasina tezitra nohon’ny fahatapatapahan’ny jiro ny mponina
Maneho ny hatezerany manoloana ny fahatapahan’ny Jiro ireo mponina ao Morarano sy Ambolomadinika ao Toamasina,ka nivoaka eny amin’ny arabe nandoro pneu ary manao fihetsiketsehana nanomboka tamin’ny fito ora sy sasany…
Read More