feonydemokrasia

Nafana ny fandraisan’ny vahoakan’ny Kaominina Anjeva Gara ny Kandida NΒ°3

Posted by - mai 26, 2024
𝐍𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘π€πˆπ’π€π’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ 𝐀𝐍𝐉𝐄𝐕𝐀 𝐆𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐘 πŠπ€ππƒπˆπƒπ€π’𝐍𝐘 π…πˆπ‘π€πˆπ’π€ππŠπˆππ€ 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 πŸ‘ – π€π•πŽπ“π‘π€ π’π˜ π‰πˆπŒπŒπ˜ — Anio Alahady 26 Mai 2024, dia ny Kaominina Anjeva Gara, ato amin’ny Distrika…
Read More

π—•π—œπ—’π—šπ—₯π—”π—£π—›π—œπ—˜ 𝗛𝗔𝗝𝗒 𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—”π—‘π—”π—œπ—‘π—”π—₯π—œπ—©π—˜π—Ÿπ—’

Posted by - mai 20, 2024
Kandida NumΓ©ro 2 eto #AVARADRANO Teraka ny 22 aprily 1967, manambady an-dRamatoa #Tantely_Rabetafika ary manan-janaka 3 mianadahy. Rehefa afaka bakalorea izy dia nanao ny fanopoam-pirenena na Service National tao amin’ny…
Read More

SININGIA PORT-BERGE | NOHAMAFISINA NY TRAIKEFAN’IREO ZANDARIN’ALA. NIKARAKARA NAHATONTOSA AN’IZANY NY LEHIBEN’NY BORIBORINTANY.

Posted by - mai 17, 2024
TSININGIA PORT-BERGE | NOHAMAFISINA NY TRAIKEFAN’IREO ZANDARIN’ALA. NIKARAKARA NAHATONTOSA AN’IZANY NY LEHIBEN’NY BORIBORINTANY. Ho fifehezana ny fandriampahalemana ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Tsiningia, Disitrikan’i Port-BergΓ© dia nandray fanapahan-kevitra ny Lehiben’ny Boriborintany,…
Read More