Toamasina | Fitsirihana fanamboarana ny lalana mirefy 670m

256 0
TOAMASINA : Taorian’ny fampahafantarana ny tolo-barotra mahakasika ny fanamboarana ny lalana mirefy 670 metatra,miala eo amin,ny Maison de rétraite makany amin’ny Hôpitaly be,dia nidina ifotony teny antoerana ny Ben’ny Tanana Rakotonirina Nantenaina sy ireo Tekanisianina eo anivon’ny Commune Urbaine de Toamasina, niaraka tamin’ny Solotenan’ny PIC3, Faritra Atsinanana ary ny Solotenan’ireo orin’asa te handray anjara amin’ilay tolo-barotra.
 
👉 Hanomboka tsy ho ela arak’izany ny asa,ka tokony hanaraka ny lamina apetraka ny tsirairay mba ho tombotsoan’ny besinimaro hoy i Atoa Ben’ny Tananan’ny Toamasina androany.
 
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

Akon’ny 26 Jona 2025 | Kaominina Ambanivohitra Befasy

Posted by - juin 28, 2025 0
𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐁𝐄𝐅𝐀𝐒𝐘 , 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀 𝗡𝗜𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗘𝗧𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗜𝗧𝗬 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟱 𝗜𝗧𝗬 Nanomboka ny faha 19 Jiona…