Mamy hoditra amin’ny vahoakan’Avaradrano i Avotra N°3

287 0
Tena anisan’ireo Kandida tian’ny vahoaka ao Avaradrano ao i Avotraina Andriamosa, izay laharana faha 3 ao amin’ny Bileta Tokana
 
Indro aseho anareo an-tsary, fa na maizina sy mangatsiaka aza ny andro, indrindra fa ankatok’izao andron-jazalahy izao, dia indro fa olona marobe hatrany no mihaino, ary liana amin’ny fampielezan-kevitra ataony.
Velom-pisaorana an’ireo vahoaka ireo ny Kandida ary nampanan-tena fa tsy handraka ilom-by an-doha, fa hanao izay faraheriny amin’ny fampandrosoana an’Avaradrano, kanefa kosa tsy hanadino velively amin’ny fisoloana vava azy ireo amin’ny fitanterahan ny hetahetam-pony rehefa mby eny Tsimbazaza eny Raha toaka ka hapetrak’izy ireo aminy ny fahatokisany.
 
Noho izany, dia fidio ny Lisitra Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy, Fidio Avotra sy Jimmy.
 
Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

𝗡𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗶𝗻𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗶𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿y

Posted by - décembre 1, 2025 0
FORT-DAUPHIN. HAZOLAVA 𝗡𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗶𝗻𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗶𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝘆 𝘀𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝘃𝗮𝗿𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗼𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗦𝗲𝗸𝗼𝗹𝗶𝗻-𝗱𝗿𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗧𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗼,…