๐…๐€๐๐Ž๐‹๐Ž๐‘๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐“๐’๐€๐‘๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐‘๐€๐“๐Ž๐๐†๐€ ๐•๐Ž๐€๐‹๐Ž๐‡๐€๐๐˜ ๐„๐“๐Ž ๐๐„๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐๐˜

386 0
๐Ÿ“ŒTalata 21 Mey 2024, natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany eto Besalampy. Notarihan’ny Filohampirenena Andry RAJOELINA ny fotoana niaraka tamin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana sy ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny eto an-toerana.
โžก๏ธNambaran’ny Minisitra fa ny fotodrafitrasa tahaka izao dia ao anatin’ny fanantaterahana ny vinan’ny fitondram-panjakana izay fitsarana manakaiky vahoaka. Mponina maherinโ€™ny 126.000 miparitaka amina Kaominina miisa 9 dia Besalampy, Ankasakasa Tsibiray, Ambolodia Sud, Bekodoka, Antsirasira, Mahabe, Soanenga,Marovoay Sud, Ampako no hisitraka izany ka afaka mampanaja ny zonโ€™izy ireo, eny fa na ny fakana tatarasy fitanisan-tsazy, na fanamarinana zom-pirenena, …
โญ•Tombontsoa lehibe ho anโ€™ny vahoakanโ€™i Besalampy noho izany ny fahavitanโ€™ny fotodrafitrasa ankehitriny satria tsy voatery mandeha tongotra lavitra be, na mandray botry na sambo makany Maintirano intsony izy ireo vao afaka manatona fitsarana fa efa akaiky azy ireo ny lapanโ€™ny Fitsarana.

Related Post

๐๐ข๐ก๐š๐จ๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง`๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง`๐ง๐ฒ ๐‘๐ž๐ฉ๐จ๐›๐ฅ๐ข๐ค๐š ๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’š ๐‘น๐’‚๐’‹๐’๐’†๐’๐’Š๐’๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐‘บ๐’๐’๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’—๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚

Posted by - juillet 13, 2024 0
๐๐ข๐ก๐š๐จ๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง`๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง`๐ง๐ฒ ๐‘๐ž๐ฉ๐จ๐›๐ฅ๐ข๐ค๐š ๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’š ๐‘น๐’‚๐’‹๐’๐’†๐’๐’Š๐’๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐‘บ๐’๐’๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’—๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ – ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—น๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฃ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ ยซย Hiaro anareo amin`ny…