feonydemokrasia

Toamasina | Taom-piotazana letchis

Posted by - novembre 14, 2024
Miisa 28 ireo orinasa mpanondrana letchis nahazo fazahoandalàna, raha miisa 941 ny fahazoan-dalàna nivoaka avy amin’ny Faritra Atsinanana. Nizotra amim-pilaminana ny fanokafana ny taom-piotazana tamin’ny fomba ôfisialy omaly ary voahaja…
Read More

FARITRA BONGOLAVA. Asa fampandrosoana.

Posted by - novembre 13, 2024
Natolotra ofisialy ho an’ny vahoaka sy eo anivon’ny fiadidinan’ny tanànan’i Tsiroanomandidy, ireo lalalana rary vato maneran’ireo Fokontany maro eto Tsiroanomandidy renivohitra, izay nataon’ny Fiadidian’ny Faritra Bongolava. Tonga nifanotrona nandritra izany…
Read More

𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 – 𝗢𝗟𝗢𝗡-𝗗𝗥𝗔𝗧𝗦𝗬 𝗥𝗢𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗥𝗢𝗡-𝗧𝗔𝗩𝗔 𝗡𝗔𝗠𝗜𝗥𝗔 𝗭𝗔𝗩𝗔-𝗠𝗔𝗥𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗞𝗜𝗭𝗬 𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗥𝗔𝗩𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗡𝗜𝗔𝗡𝗧𝗥𝗔

Posted by - novembre 12, 2024
Tovovavy 14 taona, mpianatra amin`ny CEG Tsaravony Marie Jeanne (Sahavoay) Mandritsara maratra amin`ny vozon-tanana, voafira tamin`ny zava-maranitra androany talata 12 novambra hariva tamin`ny 5 ora mahery teo rehefa rava avy…
Read More

𝑭𝙀𝑺𝙏𝑰𝙑𝑨𝙇 𝘽𝑶𝙏𝑹𝙔 𝘽𝑬𝙇𝑶 𝑺𝙐𝑹 𝑴𝙀𝑹, 𝙉𝑰𝙎𝑨𝙊𝑻𝙍𝑨 𝑵𝙔 𝙈𝑷𝙄𝑲𝘼𝑹𝘼𝑲𝘼𝑹𝘼 𝙉𝒀 𝑻𝘼𝑳𝙀𝑴-𝑷𝘼𝑹𝙄𝑻𝙍𝒀 𝑵𝙔 𝙁𝑰𝙕𝑨𝙃𝑨𝙉-𝙏𝑨𝙉𝒀 𝑺𝙔 𝘼𝑺𝘼 𝙏𝑨𝙉𝑨𝙉𝑨 𝑴𝙀𝑵𝘼𝑩𝙀

Posted by - novembre 2, 2024
𝑽𝒆𝒍𝒐𝒎-𝒑𝒊𝒔𝒂𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑽𝒐𝒏𝒅𝒓𝒐𝒏𝒂 𝑲𝑰𝑴𝑶𝑵𝒀 𝑹𝑬𝑺𝑶𝑹𝑻 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒍𝒆𝒎𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒕𝒐 𝑴𝒆𝒏𝒂𝒃𝒆 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝒂𝒌𝒐𝒕𝒐𝒛𝒂𝒇𝒊𝒎𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒐𝒂 𝑻𝒐𝒗𝒐𝒉𝒆𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒏𝒚 𝑵𝒐𝒎𝒆𝒏𝒋𝒂𝒏𝒂𝒉𝒂𝒓𝒚  𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒆𝒔𝒕𝒊𝒗𝒂𝒍 𝒃𝒐𝒕𝒓𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒊𝒂𝒏𝒚 𝒗𝒐𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒊𝒕𝒚 𝒔𝒂𝒕𝒓𝒊𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒛𝒂𝒗𝒂-𝒅𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒏𝒚…
Read More