feonydemokrasia

Fanamarihana ny 29 mars Antsirabe.

Posted by - mars 29, 2025
Fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny tsangam-bato manoloana ny garan’Antsirabe no nentina nanamarihana ny 29 marsa fahatsiarovana ireo maherifon’ny firenena tany Antsirabe.Nanotrona izany ny tompon’andraikim-panjakana sivily sy miaramila izay notarihin’ny Prefen’Antsirabe.Nanakoako ny…
Read More

AMBOVOMBE ANDROY | FAHATSIAROVANA NY 29 MARTSA

Posted by - mars 29, 2025
Fahatsiarovana ny faha-78 taonan’ny tolom-panafahana 1947 teto amin’ny District Ambovombe Androy. Natomboka tamin’ny fivavahana iraisam-pinoana izay notarihin’ny FFKM tao amin’ny fiangonana Catholique. Nitohy tamin’ny fametrahana voninkazo teo amin’ny tsangabato ny…
Read More

𝐌𝐚𝐫𝐚 𝐃𝐨𝐧𝐧𝐚 𝐕𝐎𝐋𝐀𝐌𝐈𝐑𝐀𝐍𝐓𝐘 | 𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤’𝐚𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 « 𝐁𝐚𝐬𝐞 𝐓𝐨𝐥𝐢𝐚𝐫𝐲 »

Posted by - mars 29, 2025
Mara Donna VOLAMIRANTY | Tetik’asan’ny Filoham-pirenena entina hampandroso ny Firenena ny « Base Toliary » Manoloana ny resabe mahakasika ny  « Base Toliary » izay mahabe resaka ety anivon’ny hainovakijery, dia naneho ny heviny…
Read More