AMBOVOMBE ANDROY | FAHATSIAROVANA NY 29 MARTSA

292 0
Fahatsiarovana ny faha-78 taonan’ny tolom-panafahana 1947 teto amin’ny District Ambovombe Androy.
Natomboka tamin’ny fivavahana iraisam-pinoana izay notarihin’ny FFKM tao amin’ny fiangonana Catholique.
Nitohy tamin’ny fametrahana voninkazo teo amin’ny tsangabato ny  » MAHERIFO ».
Androany tolakandro dia hisy ny fandefasana horonantsary amin’izany fahatsiarovana izany ao amin’ny Kaominina Ambonivohitra ny Ambovombe.
Nangonin’i ARRONE KENNEDY.

Related Post

VOHITRA VOHITRAMBO, COMMUNE MIARINAVARATRA, DISTRIKAN FANDRIANA

Posted by - juillet 10, 2024 0
𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀𝐌𝐁𝐎, 𝐂𝐎𝐌𝐌𝐔𝐍𝐄 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀, 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 — Velon-taraina ny Mponina nohon’ny fahasimban’ny « Pilône eto Vohitrambo » izay mamatsy fifandraisana…