SEFO FOKONTANY: TOKONY HO FIDIANA AMIN’IZAY FA TSY TENDRENA INTSONY
Mijaly ny vahoaka noho ireo sefo fokontany tendrena izay tsy miaro ny tombontsoam-bahoaka fa miaro ny tombontsoany manokana ary mihinana sy manao tantely afa-drakotra ny haren »ny vahoaka fotsiny hoy ny…
Read More