feonydemokrasia

𝐅𝐈𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 | 𝐙𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐙𝐎 𝐌𝐈𝐈𝐒𝐀 𝟐𝟓𝟎𝟎 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐓𝐒𝐀𝐓𝐎𝐊𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀𝐒𝐎𝐀

Posted by - février 22, 2025
Nanao rodobe nanatanteraka fambolen-kazo tany amin’ny Kaominina Mantasoa, Faritra Analamanga ny Fianakaviam-be ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny faha 21 Febroary 2023. Tonga nitarika izany ny Minisitra Mara Volamiranty…
Read More

𝐀𝐌𝐏𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐄𝐍𝐄𝐑𝐈𝐕𝐄 | 𝐍𝐈𝐄𝐑𝐄𝐍-𝐃𝐎𝐙𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐍𝐓𝐎 𝐍𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐈𝐍𝐀.

Posted by - février 22, 2025
Nieren-doza ny Mpanankanto sady Ben’ny Tananan’ny Toamasina teo aloha, ny Mpanakanto Nanantenaina raha iny izy tao Amparatanana Fenerive Est ,teo ampanaovana Clip,no nisy nitifitra tamina zavatra tsy fantatra ny fiarany.…
Read More

𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 – 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗧𝗢𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡`𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗢𝗡-𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗨𝗔

Posted by - février 21, 2025
✦Misokatra ara-panjakana eto Mandritsara ny Centre Médical Manua, satria mametraka ny 3P (Partenariat Public Privée) ny Minisiteran`ny Fahasalambahoaka. Nanambara Nuptia Ranjakamialina, tompon`andraikitra voalohany amin`ny toeram-pitsaboana ity fa miha mitombo ny…
Read More

𝐌𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐏𝐎 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐓𝐘 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎 𝐈𝐋𝐀𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐘 𝐉𝐈𝐅𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐈𝐃𝐈𝐍𝐘 750 𝐀𝐫/𝐊𝐩𝐤

Posted by - février 21, 2025
Efa samy ahitana ilay vary amidy amin’ny vidiny 750 Ar ireo Distrika 03 ato amin’ny faritra Alaotra Mangoro dia Moramanga, Ambatondrazaka, Amparafaravola. Ho an’ny Distrikan’Amparafaravola manokana dia efa saika miparitaka…
Read More