Niaka-bidy izay tsy izy ny vidim-bary eto Port-Bergé
📌 Tsy nitsahatra niakatra ny vidim-bary eto Port-Bergé taorian’ny fahatongavan’ny orana tato anaty herinandro. Manoloana an’izany dia nivory tampoka ny OMC tarihin’ny Lehiben’ny Disitrika ny faran’ny herinandro teo ary nampiantso…
Read More